Teny iditra miaka-drova
Singan-teny miakatra ; rova
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02