Teny iditra |
miakanga
(akanga)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To go about like the guinea-fowl [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Imiter les pintades, aller d'un côté et de l’autre en bavardant, riant, se vantant ; vivre aux dépens des autres en les payant de belles paroles [1.3]
|
Ohatra | Koa ny tsy voan' izany ro asa, fa raha azon' izany dia mipetipety miakanga : asaly, ka tsy hita izay atiny sy vohony, » hoy Rasoabemanana.
[1.406]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miakanga |
Ny lasa : |
niakanga |
Ny hoavy : |
hiakanga |
|
|