Teny iditra miakanja
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manao andrimaso: Manao torin'amboa miakanja olon-kaman-kena io fa tsa mierotsa (Manao torimason'alika [manao andrimaso] olon-koman-kena fa tsy matory miesona akory) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31