Teny iditra miakanjo (akanjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao akanjo: Miakanjo mainty izy satria misaona
¶ Mampiditra akanjo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to dress, to be dressed in. [Richardson 1885]
 to dress onself [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay s'habiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
miakanjo
niakanjo
hiakanjo
miakanjoa
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31