Teny iditra miakatra (akatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to ascend, to go up, to mount up. [Richardson 1885]
 to go up; to enter [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay monter; entrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2017/03/28