Teny iditra miakoako
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mibadabada fiteny, miambakambaka [1.78]

Teny iditra miakoako
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31