Teny iditra miakotso (akotso)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Misy sisiny vita haingo: Ohatra ny miakotso volamena izany lamban-ditanona izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be bordered by the akotso. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miakotso
niakotso
hiakotso

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06