Teny iditra mialahilahy (ialahilahy (ialahy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay tutoyer [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mialahilahy
nialahilahy
hialahilahy
mialahilahia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/04/11