Teny iditra mialanalana (alanalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihataka, tsy mikasika, mitokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin' io raharaha io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wait for the appearance of the other party in a trial. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay s'isoler, être isolé ou mis de côté; être neutre [Abinal 1888]
Endriteny 
mialanalana
nialanalana
hialanalana
mialanalàna

Teny iditra mialanalàna (alanalana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mialanalana [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2012/07/18