Teny iditra mialikalìka (alikalìka (alìka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao toetra na fiainan' alika, ratsy toetra, ratsy fiaina [Rajemisa 1985]

Teny iditra mialikalika (alikalika (alika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miangentsangentsana, sarotsarotiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be too familiar with others, to assume impertinent airs. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mialikalika
nialikalika
hialikalika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31