Teny iditra mialina andro (andro, alina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31