Teny iditra mialo (alo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nia [...]
¶ Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely l [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to moisten, as in alozina
¶ to remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors
¶ to carry messages from one to another. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mialo
nialo
hialo
mialoza

Teny iditra mialo
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mifanandro [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/18