Teny iditra mialoha (loha)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
¶ Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to precede, to go before. [Richardson 1885]
   to go before, to precede; beforehand [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   précéder; avant, à l'avance [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [Rajohanesa: Kintana]
2Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 121]
Ny bikany  
mialoha
nialoha
hialoha
mialohava
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/18