Teny iditra mialona (alona)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be envious, to be jealous; to envy others. [Richardson 1885]
   to envy, to be jealous of [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être jaloux de, envier [Hallanger 1974]
Ohatra   Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [Andraina: Mitaraina, takila 91]
Voambolana  
Ny bikany  
mialona
nialona
hialona

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/18