Teny iditra miambakavaka (ambaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakavaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to stammer, to be at a loss for words [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   parler d'une façon embrouillée, balbutier [Hallanger 1974]
Endriteny  
miambakavaka
niambakavaka
hiambakavaka
Tsipelina hafa  

2012/07/18