Teny iditra miambalambala (ambalambala (ambala))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao teny tsy mazava loatra [Rajemisa 1985]
Endriteny  
miambalambala
niambalambala
hiambalambala
miambalambalà

Teny iditra miambalambalà (ambalambala (ambala))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miambalambala [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2013/04/11