Teny iditra miambany (ambany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manambany tena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se mettre au-dessous, s'humilier [Abinal 1888]
Endriteny 
miambany
niambany
hiambany
miambania

2013/04/11