Teny iditra miambatra (ambatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   miakanakana raha miteny, miraiki-dela ts [...]
Mitovy hevitra: adala vava ~ miakakà ~ miakanakana ~ miambakambaka ~ miambakavaka ~ mibadabada ~ mivakavaka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
¶ se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [Abinal 1888]
Ohatra   Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 26]
Ny bikany  
miambatra
niambatra
hiambatra

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/28