Teny iditra miambezo (ambezo (vezo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokely. Jereo mangataka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to go about begging cravenly [Richardson 1885]
Fandikana frantsay demander avec instance [Abinal 1888]
Endriteny 
miambezo
niambezo
hiambezo
miambezoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31