Teny iditra miambina (ambina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manara-maso na mitandrina olona na biby [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch. [Richardson 1885]
   to watch, to guard [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   surveiller, garder [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany. [Andraina: Mitaraina, takila 212]
Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? [Baiboly: 9:026:015/1 Samoela 26:15..]
Ny bikany  
miambina
niambina
hiambina
miambèna
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10