Teny iditra miamboho adidy (voho, adidy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy manao na mandositra adidy; mandositra na milefa andraikitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay se défiler, fuir ses responsabilités [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31