Teny iditra miambozona (vozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mitondra (zavatra) eny ambozona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wear or carry about the neck [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porter au cou, mettre au cou [Abinal 1888]
 porter autour du cou [Hallanger 1974]
Endriteny 
miambozona
niambozona
hiambozona
miambozòna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Foly manga maro miambozona laingolaingom-paraky maro homana raha laingolaingom-pitia no ho anao aleoko ny ingosoana tsy ho heny ny mandry no ratsy ry tsiana. [Fox: Hainteny, laharana 223]

Teny iditra miambozòna (vozona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miambozona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/10/27