Teny iditra miampanga (ampanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
¶ Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to accuse, to charge. [Richardson 1885]
 to accuse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay accuser, dénoncer [Hallanger 1974]
Endriteny 
miampanga
niampanga
hiampanga
miampangà

Teny iditra miampangà (ampanga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miampanga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/18