Teny iditra miampatra (ampatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stretched out as the limbs; to lie stretched out as a corpse; to stretch one's self out. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay S'étendre, être étendu, s’allonger, être allongé: Niampatra eo am-parafara ny fatiny (Son cadavre est étendu sur le lit [Abinal 1888]
Endriteny 
miampatra
niampatra
hiampatra
miampara
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2016/08/02