Teny iditra miampofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to nurse in the lap. [Richardson 1885]
Endriteny 
miampofo
niampofo
hiampofo
miampofoa
Ohatra 
1Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo. [Callet: Tantara, takila 126]
2nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

2012/07/19