Teny iditra miampy (ampy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpi [...]
¶ Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niamp [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to grow larger or greater in number or quantity. [Richardson 1885]
   to increase in number or quantity; to increase by so much [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. [Andraina: Mitaraina, takila 125]
2Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151]
Ny bikany  
miampy
niampy
hiampy
miampia
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19