Teny iditra mianakavy (anakavy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, takila 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 7]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mpianakavy
Teny nalaina 

2015/02/22