Teny iditra miandaboboka (daboboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
¶ Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
¶ aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [Abinal 1888]
Endriteny 
miandaboboka
niandaboboka
hiandaboboka
miandaboha
Teny mitovy hevitra midaboboka

2013/09/05