Teny iditra miandalana (andalana (lalana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny fampianarana ny ankizy
¶ Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to increase or diminish by degrees, to increase or decrease gradually, to abate gradually; to be arranged, to be in order. [Richardson 1885]
 to increase by degrees; by degrees, as one goes along [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay changer petit à peit; chemin faisant; en cours de route [Hallanger 1974]
Endriteny 
miandalana
niandalana
hiandalana
miandalàna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/01/28