Teny iditra miandany (andany (lany))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Momba, manaraka: Tsy miandany amin' ny mpitokona akory izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to take sides, to be on one side, to be of one's party. [Richardson 1885]
   to side with [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prendre parti pour [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miandany
niandany
hiandany
miandania

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19