Teny iditra miandra (andra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijery ambony, manantena [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
miandra
niandra
hiandra
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny miandra itý (1): Ambohimiandra

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/12