Teny iditra miandra lahy miandra vavy
Singan-teny miandra ; lahy ; vavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza sakan-jaza lahy na vavy efa lehibebe ka mahatsiaro faniriana te-hanambady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30