Teny iditra miandranandrana (andranandrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
¶ Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [Richardson 1885]
Ohatra Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [Baiboly: 23:101:005/Salamo 101:5..]
Endriteny 
miandranandrana
niandranandrana
hiandranandrana
miandranandràna

Teny iditra miandranandràna (andranandrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandranandrana [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/16