Teny iditra miandriandriana (andriandriana (andriana))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to act with great circumspection. [Richardson 1885]
Ny bikany  
miandriandriana
niandriandriana
hiandriandriana
miandriandriàna

Teny iditra miandriandriàna (andriandriana (andriana))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandriandriana [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/12