Teny iditra miandry kendry tohina
Singan-teny miandry ; kendry tohina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Tovy hevitra miandry vava latsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20