Teny iditra miandry nifin' akoho tsy haniry
Singan-teny miandry ; nify ; akoho ; tsy ; maniry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miandry zavatra tsy ho tonga na oviana na oviana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27