Teny iditra miandry raharaha
Singan-teny miandry ; raharaha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo irakiraka taloha mijanona eo akaikin' ny rova ka antsoin' ny manamboninahitra rehefa misy hilana azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26