Teny iditra miandry vava latsaka (andry, vava, latsaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra miandry kendry tohina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31