Teny iditra miandry vohoka (andry, vohoka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to wait for the birth of a child [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay attendre la naissance d'un enfant [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra miandry tafika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31