Teny iditra miangana (angana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin' ny vola eninjato nentiko tany an-tsena, roapolo sisa no niangana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay rester après la défaite, après la ruine: Taminn' ny miaramila arivo izay lasa niady, efajato sisa niangana (Sur mille soldats qui sont partis pour la guerre, il n'en reste que quatre cents) ~ Ariary zato no nampisamboriko azy, ka roapolo sisa niangana (Je lui ai prêté cinq cent francs et je n'en ai recouvré que cent) [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra miangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to stand erect or upright again, to stand upright, to hold up one's head after bending. In the redup. it means to be proud. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miangana
niangana
hiangana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31