Teny iditra miangavy (angavy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
¶ Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to request, to entreat, to crave. [Richardson 1885]
   to beg, to entreat [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prier avec instance, supplier; solliciter [Hallanger 1974]
Ohatra   Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Ny bikany  
miangavy
niangavy
hiangavy
miangavia
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/07/09