Teny iditra miangentsana (angentsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho ho sarotiny ka miaingitraingitra, mihaitraitra, tsy mandray ravin-deno [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be difficult to please; capricious, whimsical, fanciful. [Richardson 1885]
Endriteny 
miangentsana
niangentsana
hiangentsana
miangentsàna

Teny iditra miangentsàna (angentsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangentsana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/19