Teny iditra | miangola vaitra | |
Singan-teny | miangola ; vaitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihanta fatratra [1.1] | |
Ohatra | Raha mihomehy mihaingohaingo, miangolavaitra, na raitsiky mora arahin-totohondry kely sady mirona mankany.
[1.437] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |