Teny iditra miangona (angona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
¶ Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
¶ Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to assemble, to congregate [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay se réunir, s'assembler [Abinal 1888]
Haiendriteny 
miangona
niangona
hiangona
miangòna

Teny iditra mianna (angona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31