Teny iditra mianiany (aniany)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mibontsina, mihalehibe noho ny fivontosa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be puffed up, to be bloated, to be swollen. Used only of the stomach. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   être gonflé, ballonné: Mianiany ny kibon' ny manirano (Le ventre de l'hydropique est gonflé) [Abinal 1888]
Voambolana  
Ny bikany  
mianiany
nianiany
hianiany
mianiania

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/21