Teny iditra mianjady (anjady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
¶ Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to befall, to happen to someone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [Hallanger 1974]
Ohatra Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 145]
Endriteny 
mianjady
nianjady
hianjady
mianjadia

2013/04/12