Teny iditra mianjaika (anjaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fivoriam-be
Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Imp and rel not used. To assemble in grand apparel. [1.2]
Ohatra 
1Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503]
2Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianjaika
Ny lasa : nianjaika
Ny hoavy : hianjaika
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11