Teny iditra mianjonanjona (anjonanjona (anjona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miavonavona miharo hatezerana aseho amin' ny filanjalanjana loha [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be extremely haughty and scornful [Richardson 1885]
 to act or walk haughtily [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay avoir une démarche, des manières hautaines [Hallanger 1974]
Endriteny 
mianjonanjona
nianjonanjona
hianjonanjona
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31