Teny iditra miankandrefana (andrefana)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha mankany andrefana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go to the west, or westwards. [Richardson 1885]
Voambolana  
Ny bikany  
miankandrefana
niankandrefana
hiankandrefana
miankandrena
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   mianavaratra ~ mianatsimo ~ miantsinanana

Teny iditra miankandrena (andrefana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miankandrefana [firaketana]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23