Teny iditra miankany (ankany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Sihanaka] mifanditra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mifanditra, mitohika: Olo miankany tao ka sahiraña fahatane (olona mitohika foana ka sahiram-potsiny) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to dispute; to seek a quarrel. [Richardson 1885]
Endriteny 
miankany
niankany
hiankany
Teny mitovy hevitra miankane

2010/05/14